HO AVY JESOSY MTS OFFICIEL
A Hasina RAZAFIMAHERY A Hasina RAZAFIMAHERY
134 subscribers
5,905 views
41

 Published On May 28, 2020

Lio 21:28 ** Ary raha vao miandoha izany zavatra izany, dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.** Hafatra ho an'izay efa VITA FIHAVANANA amin'i Jesosy: Satria efa mby tanteraka avokoa ny famatarana rehetra ary mandroso ho amin'ny andro farany isika dia ANDRANDRAO NY MASONAO, VELOMY NY FANANTENANA fa HO AVY HAKA ANTSIKA JESOSY. Amen

show more

Share/Embed