Marion Sakafom-Pitiavana Nouveauté gasy
Best Rnb Malagasy Best Rnb Malagasy
1.26K subscribers
3,397 views
19

 Published On Premiered Oct 17, 2021

Marion Sakafom-Pitiavana Nouveauté gasy 2020

MARION
SAKAFOM-PITIAVANA
Isanandro aho manembona anao
indrindra moa rehefa mody masoandro
tsy manana namana aho
tsy misy an'iza mba hitafatafako
N'aiza n'aiza toerana alehako ahitako anao baby
Ref
Manaloka ny endrikao
eny aloka iany kay f'izaho irery eto iany
Eny aiza ianao baby
M�Mahatsiaro anao izaho ry malalako
Tsy mahafoy na te ho any aza tsy afaka
Te hisafo anao izany tanako oo
Ny embona anao aty anie tsy zakako eee
Indray andro any hamonjy ny akany izaho
dia hataoko mahitsy ny lalako eee,
any aminao aho no mivantana
mba anomany sakafom-pitiavana ee
Miantso aho tsisy mandray
eny asa angamba sahirana izy any
Sa ahiahy tsy hihavanana angamba ny ahy ataoko angamba fa izy tsy ho ahy
Hamitaka hamitaka ahy
Hamadika hamadika ahy
Mila ho vaky ny loha
Ref:

show more

Share/Embed